Judo-R.Siteny: lany ho filohan’ny UAJ fanindroany
[Newsmada - Madagascar] - 16/01/2025
Tontosa ny talata 14 janoary lasa teo, tany Casablanca, Maraoka, ny fifidianana teo anivon’ny UAJ (Union africaine de Judo). Mbola lany hitantana izany mandritra ny 4 taona manaraka indray, Randrianasoloniaiko Siteny. Voafidy tsy nisy fanoherana ary nahazo fankatoavana tanteraka izy tamin’ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
SOMBIM-BAOVAO
Ho fantatra amin’ny alahady ho avy izao izay ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby, vehivavy, sokajy D2. (…)
[Newsmada] - 14/02/2025
Filana amin’ny fiovan’ny toetr’andro: Mampiroborobo ny fiveloman’ny vahoaka ny fambolen-kazo
Ao anatin’ny fotoana fambolen-kazo tanteraka isika izao. Maro ny olona, fikambanana, sy ny maro hafa efa nahavita (…)
[Newsmada] - 7/02/2025
Toekarena ; Nitotongana ny vokatra naondran’ i Madagasikara
Nihena 17,2% ireo entana naondran’i Madagasikara ny taona 2024 raha oharina ny taona 2023 noho ny fitotongan’ny (…)
[Newsmada] - 8/02/2025
CAN féminine de Futsal : Madagascar vise la Coupe du monde aux Philippines
La Confédération Africaine de Football (CAF) procédera au tirage au sort de la toute première édition de la Coupe (…)
[Midi Madagasikara] - 13/02/2025