Ligy Atletisma Ihorombe: Hisokatra amin’ny sabotsy ny taom-pilalaovana
[Newsmada - Madagascar] - 23/01/2025
Hosokafana amin’ny fomba ofisialy ny sabotsy 25 janoary ho avy izao ny taom-pilalaovana 2025 ho an’ny ligy atletisma Ihorombe. Hotantera-§hina eo amin’ny Kianja fahaleovantena Ihosy izany. Hisy hetsika maro hanamarihina ity fanokafana ity. Anisan’ireny ny fisian’ny «cross de cohésion», natokana (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Fankatoavana ny Kianja Barea: Ambony ny fanantenana !
Afaka andro vitsy, hivoaka ny valin’ny fitsirihana nataon’ny teknisianin’ny Caf sy Fifa ny Kianja Barea Mahamasina. (…)
[Newsmada] - 14/02/2025
Karate – « DAF»: Mpampianatra 25 hanaraka fiofanana
Araka ny vaovao efa nampitain’ny Federaasion’ny karate-do malagasy, hisy ny fampiofanana hahazoana ny « Diplôme (…)
[Newsmada] - 18/02/2025
Nécrologie du 17 février 2025
Cliquez pour agrandir The post Nécrologie du 17 février 2025 first appeared on Midi Madagasikara. L’article (…)
[Midi Madagasikara] - 17/02/2025