Paikadim-pirenena iadiana amin’ny kolikoly: Laharam-pahamehana ny fanafoanana ny tsimatimanota

[Newsmada - Madagascar] - 1er/02/2025
Miorina amin’ny tanjona stratejika telo ny Paikadim-pirenena iadiana amin’ny kolikoly (SNLCC) 2025-2030, araka ny nanolorana izany teny Ivandry, omaly. Eo ny fanafoanana ny tsimatimanota, ny fampirisihana ny fomba fiasa mampandray andriakatra ny rehetra, ny fandrindrana ny fiaraha-miasa ary ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Faritra Androy: Hatsaraina ny drafi-panajariana ifotony
Mitohy ny hetsika eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT). Tafiditra (…)
[Newsmada] - 12/02/2025
Minisitra Marson Moustapha Abdulah: “Hatambatra ny hery ho fampandrosoana ny tanàna”
Tafapetraka omaly, eo amin’ny toeran’ny ben’ny Tanànan’i Mahajanga I, i Heriniaina Tia Solofomanga. Olom-panjakana (…)
[Newsmada] - 17/02/2025
21 febroary : Ho very hasina ny tenindreny
Ilay reny mampianatra ny zanany hiteny voalohany mihitsy no tsy manisy hasiny ny tenindreny. 21 febroary, Andro (…)
[Newsmada] - 11/02/2025
Nécrologie du 13 février 2025
Cliquez pour agrandir The post Nécrologie du 13 février 2025 first appeared on Midi Madagasikara. L’article (…)
[Midi Madagasikara] - 13/02/2025
Afrobasket 2025 : Ho avy ny 18 febroary i Mathias M’Madi
Efa manomboka tonga tsikelikely eto Madagasikara ireo mpilalao basikety milaravinahitra any ivelany, hiatrika ny (…)
[Newsmada] - 13/02/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |