Jirama sandoka : Olona roa karohina
[Midi Madagasikara - Madagascar] - 17/02/2025
Misandoka ho mpiasan’ny Jirama izy ireo ary milaza fa hanao fitsirihina. Mikonokokona kely eo ary mitaky vola amin’ny tompon-trano amin’izay. Soa fa azo sary izy ireo ary koa ny karatra maha-mpiasa izay sandoka sady feno tsipelina diso. Karohina ireo olona ankehitriny. Mbola maro izy ireo no (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Faratsiho : ankizilahy 15 taona, nanolana zaza 5 taona
Efa diso mivaona loatra amin’ny sain-dratsy sy ny resaka fananahana sy vetaveta ny ankizy amin’izao, raha ity tranga (…)
[Midi Madagasikara] - 15/02/2025
Tapakala – Toamasina : Raim-pianakaviana natelin’ny ranomasina
Raim-pianakaviana iray tra-doza natelin’ny ranomasina tao Tapakala, anatin’ny kominina manakaiky tanàna Toamasina (…)
[Newsmada] - 10/02/2025
ENSP IVATO : présentation au drapeau de 20 élèves commissaires et de 30 élèves officiers de police
Les nouveaux élèves officiers de la police nationale suivant une formation à l’École Nationale Supérieure de Police (…)
[Midi Madagasikara] - 15/02/2025
SOMBIM-BAOVAO
Notontosaina nanomboka ny alatsinainy teo, tany Kameronina, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja (…)
[Newsmada] - 13/02/2025
Vokatra soja : Mahasolo hena sy legioma ary azo atao foto-tsakafo
Be mpampiasa indrindra maneran-tany ny vokatra soja. Tafiditra ao anatin’ny sakafo mahasalama izy satria mahasolo (…)
[Newsmada] - 12/02/2025