Federasiona malagasin’ny Golf : Nametraka ny fandaharanasany teny amin’ny minisitera
[Newsmada - Madagascar] - 18/02/2025
Anisan’ireo taranja mijoro ara-dalàna eto Madagasikara ny golf. Nizara ny tetikasany teny anivon’ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), tetsy Mahamasina, ny Federasiona malagasin’ny golf (FMGolf), omaly. Nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fifanajana teny amin’ny biraon’ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Ambohimalaza : Un ressortissant étranger arrêté pour tourisme sexuel
Ce résultat obtenu par la gendarmerie marque une étape importante dans la lutte contre le tourisme sexuel, un fléau (…)
[Midi Madagasikara] - 17/02/2025
Volley-“CCCZone 7”: Hanao lalao ara-pirahalahiana maro ny GNVB
Fanombohana ihany iny, araka ny fanazavan’ny filohan’ny klioba GNVB, ny kolonely Rajaonarison Fortunat, fa mbola (…)
[Newsmada] - 11/02/2025
Fitantanana kaominina- Toamasina: Mavesatra ny asa miandry
Niroso avy hatrany amin’ny asa heverin’ny maro fa mavesatra ny ben’ny Tanàna vaovao ao amin’ny kaominina Toamasina, (…)
[Newsmada] - 12/02/2025
Tetikasa Ader : Famatsian-jiro amin’ny herin’ny masoandro
Mandeha ny fampidirana herinaratra amin’ny tontolo ambanivohitra. Toerana roa no nisitraka angovo azo havaozina, (…)
[Newsmada] - 17/02/2025
SOMBIM-BAOVAO
Ho fantatra amin’ny alahady ho avy izao izay ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby, vehivavy, sokajy D2. (…)
[Newsmada] - 14/02/2025