Mananara avaratra : Trano 13 kila hotohoton’ny afo tao Fahambahy…
[Midi Madagasikara - Madagascar] - 19/02/2025
Nitrangan’ny haintrano nahatsiravina tao Mananara avaratra, faritra Ambatosoa, tao amin’ny fokontany Fahambahy, kaominina Manambolosy, ny alatsinainy teo tokony tamin’ny 04 ora maraina efa fifohazan’ny ankamaroan’ny olona tany an-toeranna. Tonga dia namely mafy ny afo ka trano 13 voatery (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Kitra any Allemagne : Efa tompon-toerana i Bolo
Malagasy mpilalao baolina kitra, efa mametraka ny lazany any Allemagne, i Voahariniaina Kanto Fitiavana na i Bolo. (…)
[Newsmada] - 14/02/2025
Faritra Androy: Hatsaraina ny drafi-panajariana ifotony
Mitohy ny hetsika eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT). Tafiditra (…)
[Newsmada] - 12/02/2025
Nécrologie du 13 février 2025
Cliquez pour agrandir The post Nécrologie du 13 février 2025 first appeared on Midi Madagasikara. L’article (…)
[Midi Madagasikara] - 13/02/2025
Tout le monde y gagnera
A cause des intempéries, les cours sont de nouveau suspendus dans la Direction régionale d’Analamanga. Ce problème (…)
[Newsmada] - 20/02/2025
Benony Jacques : L’ancien président de la FMF s’est éteint
Le monde du ballon rond malgache est en deuil. L’ancien président de la Fédération malgache de football de 1994 à (…)
[Midi Madagasikara] - 17/02/2025