Voly vary safiotra : Mahafa-po ny tantsaha ny fanirin’ny ketsa
[Newsmada - Madagascar] - 21/02/2025
Hita sahady ny fihatsarana! 15 andro lasa izay no nafafy ny masomboly vary safiotra tany Ambatondrazaka sy Amparafaravola. Tapa-bolana aty aoriana, niaiky ny hatsaran’ny fanirin’ny ketsa ny mpamboly. Talanjona tamin’ny habetsahana sy hatsaran’ny ketsa izay tena mbola tanora i Jean Claude, (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Tetikasa Ader : Famatsian-jiro amin’ny herin’ny masoandro
Mandeha ny fampidirana herinaratra amin’ny tontolo ambanivohitra. Toerana roa no nisitraka angovo azo havaozina, (…)
[Newsmada] - 17/02/2025
Alasora : Un des auteurs du braquage d’un hôtel, identifié et arrêté
Impliqué dans le braquage d’un hôtel à Alasora et ayant fait l’objet d’un avis de recherche depuis le 3 février, un (…)
[Midi Madagasikara] - 19/02/2025
SOMBIM-BAOVAO
Hotontosaina ny 22 febroary, eny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny fifaninanana Rugby lalaovin’olona fito, (…)
[Newsmada] - 20/02/2025
SOMBIM-BAOVAO
Ho fantatra amin’ny alahady ho avy izao izay ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby, vehivavy, sokajy D2. (…)
[Newsmada] - 14/02/2025