Tsipy kanetibe – ligin’Analamanga : Tompondaka ny PCT, lehilahy sy ny CPA, vehivavy

[Newsmada - Madagascar] - 16/04/2025
Tontosa ny sabotsy 12 sy ny alahady 13 avrily lasa teo, teny amin’ny kianja Am­pitatafika, ny fiadiana ny tompondakan’ny ligin’­Anala­manga­­ taranja tsipy kanetibe. Voahosotra ho tompondaka ny PCT ho an’ny lehilahy ary ny CPA eo amin’ny vehivavy. Raha ny voka-dalao, resin’ny ekipan’ny PCT, (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

SOMBIM-BAOVAO
Notanterahina tany Toamasina, ny faran’ny herinandro teo, ny “Olympic Day”. Nisy ny hetsika nanamarihina izany, (…)
[Newsmada] - 12/06/2025
Médecins de l’océan Indien: 89% des objectifs atteints à Vatomandry
Fidèle à ses principes de réaliser des missions médicales et pluridisciplinaires à Madagascar, l’ONG Médecins de (…)
[Newsmada] - 4/06/2025
Rugby vehivavy – Can 2025 : Tonga omaly ny Springboks Afrika Atsimo
J-3 amin’ny fanombohan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja rugby (Can) sokajy vehivavy, anio. Fihaonana (…)
[Newsmada] - 5/06/2025
Aïd al-Adha : Nankalaza ny fetin’ny sorona ny Silamo
Nankalaza ny Aïd al-Adha, fetin’ny sorona, ny mpino silamo rehetra omaly. Nomarihina tamin’ny fiaraha-mivavaka izany (…)
[Newsmada] - 7/06/2025
Gazety boky Le Radar : Mitondra avo ny feon’ny toekarena
Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy ny alarobia teo ny gazety boky Le Radar tontosain’ny Antenimieran’ny (…)
[Newsmada] - 13/06/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |