1/8- « Yas Coupe de Madagascar »: hifanandrina amin’ny As A. Ste Anne ny Mama FC

[Newsmada - Madagascar] - 15/05/2025
Notontosaina omaly, tetsy amin’ny orinasa Yas Andra­haro, ny antsapaka nahafantarana izay ho mpifanandrina amin’ny lalao ampahavalon-dalan’ny fiadiana ny amboa­ran’i Madagasikara, taranja baolina kitra « Yas Coupe de Madagascar ». Araka ny tazana, omaly, hifandona amin’io ny klioba samy (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

RN4 : Nahazo fampitandremana ny mpiasan’ny fikambanana iraisam-pirenena
Mampanahy ny besinimaro ny fisian’ny fanafihana nisesisesy izay manamorona ny lalam-pirenena fahefatra. Hatramin’ny (…)
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025
Depiote Rahantanirina Lalao: “Tsy izay miteny any amin’ny facebook no marina”
Manoloana ilay resaka fanangonan-tsonia nataon’ny olom-boafidy tao Mahajanga sy Betsibo­ka, hanesorana minisitra (…)
[Newsmada] - 5/06/2025
“Tapôlaka Glady”: Nanamafy indray ny lazany i Rossy
“Glady”, araka ny heviny. Tsy nitovy endrika tamin’ny taloha, saingy niavaka kokoa ny “Tapôlakaglady”, omaly. (…)
[Newsmada] - 10/06/2025
Education complète à la sexualité : 700 jeunes et parents sensibilisés dans le Sud
Dans un contexte où le taux de grossesse précoce est alarmant dans le Sud du pays, l’association International youth (…)
[Newsmada] - 4/06/2025
VAOVAO TAMBATRA
Tohizana ny famatsiana solika ho tahiry ho an’ny orinasa Jirama hiantohana ny famatsiana herinaratra eto (…)
[Newsmada] - 7/06/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |