VAOVAO TAMBATRA
[Newsmada - Madagascar] - 17/05/2025
Mihamafy ny delestazy eto Antananarivo sy ny manodidina. Mihatra indroa isan’andro izany, maharitra adiny iray fara-fahakeliny. Voalaza fa mihena ny haavon’ny rano mamatsy ny milina mamokatra herinaratra avy amin’ny tohodrano. Voafetra anefa ny solika ampiasaina manodina ireo milina manodina (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Federasionina malagasin’ny tolona : Hiditra amin’ny fampiofanana an-tsekoly
Taorian’ny fifaninanana afrikanina natao tany Maroc, hanomana hetsika maro ny Federasionina malagasin’ny tolona (…)
[Newsmada] - 3/06/2025
Adin’ny mpirahalahy : Telo mianaka voarasarasa antsy
Raim-pianakaviana iray sy ny zanany roa lahy namoy ny ainy tao amin’ny kaominina Antsatramidola, omaly. Rahalahiny (…)
[Newsmada] - 2/06/2025
Depiote Rahantanirina Lalao: “Tsy izay miteny any amin’ny facebook no marina”
Manoloana ilay resaka fanangonan-tsonia nataon’ny olom-boafidy tao Mahajanga sy Betsiboka, hanesorana minisitra (…)
[Newsmada] - 5/06/2025
FANTINA sy FINTINA
Hitondra filaminana sy fitoniana eto amin’ny firenena ny fanajana ny demokrasia, araka ny hafatra nampitain’ny (…)
[Newsmada] - 3/06/2025
Nécrologie du 7 juin 2025
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 7 juin 2025 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025