CJSOI-andiany faha-13 : Efa anatin’ny fanomanana ireo atleta
[Newsmada - Madagascar] - 22/05/2025
Hotanterahina any Seychelles, ny 28 jolay hatramin’ny 10 aogositra izao, ny lalaon’ny Commission de la jeunesse et des sports de l’océan Indien (CJSOI), andiany faha-13. Efa anatin’ny fiomanana avokoa ireo Malagasy atleta isan-taranja hiatrika izany fifaninanana izany. Ho an’ny taranja (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Mamim-bahiny
Higadona eto Madagasikara androany ny filohan’ny Slovenie. Fitsidihana faharoa nataona lehibe na filoha avy amin’ny (…)
[Newsmada] - 3/06/2025
VAOVAO TAMBATRA
Tohizana ny famatsiana solika ho tahiry ho an’ny orinasa Jirama hiantohana ny famatsiana herinaratra eto (…)
[Newsmada] - 7/06/2025
“Loko iray”: Seho hafa ho an’ny tanora
Misy endri-tseho maro, hikendrena ny tanora. Iray tamin’ ireny ny “loko iray”, notontosaina ny alahady teo, tetsy (…)
[Newsmada] - 10/06/2025
Depiote Rahantanirina Lalao: “Tsy izay miteny any amin’ny facebook no marina”
Manoloana ilay resaka fanangonan-tsonia nataon’ny olom-boafidy tao Mahajanga sy Betsiboka, hanesorana minisitra (…)
[Newsmada] - 5/06/2025
Mpilatsaka an-tsitrapo : Safidy atao ny miahy ny maha olona sy ny marefo
Sehatra iray mahaliana ny ankamaroan’ny tanora malagasy ny fidirana amin’ny fikambanana misehatra amin’ny (…)
[Newsmada] - 5/06/2025