Baolina kitra – “Cosafa 2025” : Niala an-daharana i Maroc, hifandona i Tanzania sy ny Barea

[Newsmada - Madagascar] - 30/05/2025
Araka ny vaovao navoakan’ny tambajotran-tseraseran’ny Federasio­nina malagasin’ny baolina kitra (FMF), omaly, niala an-daharana tamin’ilay fifaninanana afrikaninana aty atsi­mon’i Afrika, “Cosafa”, izay hatao any Afrika Atsimo, i Maroc. Nosoloin’i Tanzania ny toeran’izy ireo, ka ny ekipa (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

MIDIRAMA : Un mois de juin qui commence dans l’effervescence
Dans la fraîcheur hivernale de ce début du mois de juin, les Malgaches semblent insensibles à la montée d’une (…)
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025
RN4 : Nahazo fampitandremana ny mpiasan’ny fikambanana iraisam-pirenena
Mampanahy ny besinimaro ny fisian’ny fanafihana nisesisesy izay manamorona ny lalam-pirenena fahefatra. Hatramin’ny (…)
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025
CAFE AMBULANT
[Newsmada] - 7/06/2025
Asa tanana malagasy: Nitentina 38 tapitrisa euros ny fanondranana tany ivelany
Nankalazaina, omaly, teny amin’ny MBC Ivato, ny Andro maneran-tany ho an’ny asa tanana (JMA). Lohahevitra noraisina (…)
[Newsmada] - 11/06/2025
“Tapôlaka Glady”: Nanamafy indray ny lazany i Rossy
“Glady”, araka ny heviny. Tsy nitovy endrika tamin’ny taloha, saingy niavaka kokoa ny “Tapôlakaglady”, omaly. (…)
[Newsmada] - 10/06/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |