VAOVAO TAMBATRA

[Newsmada - Madagascar] - 30/05/2025
Miisa 883 ny tebok’afo hitan’ny zanabolana, ny 26 mey teo. Tena nahitana azy ny tapany andrefan’ny Nosy, fa misy koa ny afo any amin’ny faritra Anosy, Atsimo Andrefana, Betsiboka, Boeny, Melaky, Menabe, Sofia. Maro ny Faritra Arovana nahitana trangan’afo tamin’ireo. Havaozina ny fanomezan-dalana (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Karaté – Championnats d’Afrique : Cinq médailles de bronze dans l’escarcelle des Malgaches
La délégation malgache a remporté au total cinq médailles de bronze aux Championnats d’Afrique de karaté cadets, (…)
[Midi Madagasikara] - 28/07/2025
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina any Toamasina, ny 2 hatramin’ny 9 aogositra izao, ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja (…)
[Newsmada] - 19/07/2025
Tsy filaminana eto Toamasina :Jiolahy efatra lavon’ny balan’ny FIP…
Tena misy tsy filaminana ny kaominin’i Toamasina tato ho ato izay noho ireo asan-jiolahy. Mampiasa fitaovam-piadiana (…)
[Midi Madagasikara] - 25/07/2025
SOMBIM-BAOVAO
Hisolo tena an’i Madagasikara any Algérie, mandritra ny lalao afrikanina an-tsekoly, taranja Judo, Razakarison (…)
[Newsmada] - 26/07/2025
Taom-piotazana lavanila 2025 : Nitotongana ny vidiny, sanganehana ny tantsaha
Efa saika nivoaka avokoa ny taom-piotazana ny vokatra lavanila ho an’ ny faritra maro. Ny talata 15 jolay teo, nisy (…)
[Newsmada] - 21/07/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |