Kaominin’i Toamasina renivohitra : Hiara-miasa amin’ny Bianco amin’ny ady amin’ny kolikoly…

[Midi Madagasikara - Madagascar] - 30/05/2025
Nanapa-kevitra ny ben’ny tanàna fa tsy maintsy atao ny fiaraha-miasan’ny kaominin’i Toamasina amin’ny sampan’ny Bianco eto Toamasina, amin’ny ady ataony amin’ny kolikoly sy ireo mifandraika aminy rehetra, araka ny lalana. Nambaran’ny ben’ny tanàna fa ny fomba fiasa taloha rehetra tsara sy (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Distrikan’Atsimondrano : Ao anatin’ny tanjany ny antoko TGV
Nanaporofo ny antoko TGV eny amin’ny distrikan’ Atsimondrano fa ao anatin’ny tanjany tanteraka ankehitriny. Ny (…)
[Newsmada] - 7/06/2025
Célébration des 65 ans de l’indépendance: lever de drapeau à l’Université d’Antananarivo
L’Université d’Antananarivo a marqué le coup d’envoi des festivités célébrant le 65e anniversaire de l’indépendance (…)
[Newsmada] - 4/06/2025
Fasimainty: Tsy niantraika tamin’ny fahasalamana ny andrana
Tsy ahina amin’ny fahasalamana ny fitrandrahana ambanin’ny tany. Manamarina izany ny géologue Valiarimanana (…)
[Newsmada] - 7/06/2025
Matory an-tsena noho ny fitadiavana : Renim-pianakaviana hita faty tetsy Mahavoky
Renim-pianakaviana iray, mpivarotra legioma, hita faty omaly, tetsy Mahavoky. Tsy nahitana ratra ny razana, raha (…)
[Newsmada] - 7/06/2025
TARATRY ny KANTO
Hanomboka anio ny « Hadimiana San­dra­tra ». Tohin’ny fanamarihana ny « Iray volan’ny teny ma­la­gasy » izy ity, (…)
[Newsmada] - 10/06/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |