SOMBIM-BAOVAO
[Newsmada - Madagascar] - 31/05/2025
Hanomboka anio ary hitohy hatramin’ny 1 jona izao ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja beach volley. Any Toamasina, eo amin’ny torapasika ampitan’ny Hopitaly Be no hanaovana ny fifaninanana araka ny fandaharam-potoana. Hiditra amin’ny dingana ampahefa-dalana ny faran’ny herinandro (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Toekarena mihodina : Hamafisina ny tetikasa kopakelatra
Olana goavana atrehin’izao tontolo izao ny loto avy amin’ ny tavoahangy plastika. An-tapitrisany isan-taona ny (…)
[Newsmada] - 3/06/2025
Mamim-bahiny
Higadona eto Madagasikara androany ny filohan’ny Slovenie. Fitsidihana faharoa nataona lehibe na filoha avy amin’ny (…)
[Newsmada] - 3/06/2025
TARATRY ny KANTO
Hanomboka anio ny « Hadimiana Sandratra ». Tohin’ny fanamarihana ny « Iray volan’ny teny malagasy » izy ity, (…)
[Newsmada] - 10/06/2025
«Cosafa 2025» : Andrasana ny lisitry ny Barea A’
Hotanterahina manomboka rahampitso hatramin’ny 15 jona ho avy izao, any Afrika Atsimo, ny fiadiana ny ho (…)
[Newsmada] - 3/06/2025
Alakamisy Anosiala : Une famille attaquée par des bandits armés, la population vit dans la terreur
Une violente attaque a secoué le quartier d’Alakamisy Anosiala dans la nuit de mardi à mercredi. Une bande de (…)
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025