Ankirihiry avaratra P/elle 11/58 Toamasina : Jiolahy misandoka ho polisy saika hamaky fivarotana

[Midi Madagasikara - Madagascar] - 7/06/2025
Ity tonga amin’ilay fiteny hoe « misy raha ‘la terre’ », satria jiolahy tafiditra ao anaty fefy saika hamaky fivarotana indray no misandoka ho polisy. Tao Ankirihiry avaratra no nisehoan’ity tranga ity, raha saika hamaly faty ny sakantsakana nahazo azy ireto mpamaky trano, tamin’ny fahitan’ilay (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Nampiasa zava-maranitra : Lehilahy namono olona notanana am-ponja
Notanana am-ponja taorian’ny fitsarana azy afakomaly, ny lehilahy namono olona tao amin’ny kaominina Andovo­ran­to, (…)
[Newsmada] - 13/06/2025
Fanendahana sy famakiana trano : Tovolahy fito voasam­botry ny polisy
Tovolahy miisa fito voasambotry ny polisy avy amin’ny kaomisaria foibe Mahajanga tamin’ity herinandro ity. Tratra (…)
[Newsmada] - 13/06/2025
Filohan’ny Antenimierampirenena: “Hanatsarana ny asan’ny parlemanta ny IA”
Nifarana afakomaly, tatsy Zimbaboe, ny atrikasa «Fam­piasana ny faharanitan-tsaina artifisialy (IA)», ho (…)
[Newsmada] - 7/06/2025
Divorce consommé entre Musk et Trump
Cela devait arriver. Le divorce entre Donald Trump et Elon Musk éclate enfin au grand jour. La guerre feutrée s’est (…)
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025
Education complète à la sexualité : 700 jeunes et parents sensibilisés dans le Sud
Dans un contexte où le taux de grossesse précoce est alarmant dans le Sud du pays, l’association International youth (…)
[Newsmada] - 4/06/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |