Distrikan’Atsimondrano : Ao anatin’ny tanjany ny antoko TGV
[Newsmada - Madagascar] - 7/06/2025
Nanaporofo ny antoko TGV eny amin’ny distrikan’ Atsimondrano fa ao anatin’ny tanjany tanteraka ankehitriny. Ny alakamisy teo, marobe ireo nanohina ny antso teny Mandrimena. “Mipetrapetraka ny rafitra ary manaraka ny fenitry ny antoko ny ety Atsimondrano”, hoy ny sekretera nasionaly, (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Ankirihiry avaratra P/elle 11/58 Toamasina : Jiolahy misandoka ho polisy saika hamaky fivarotana
Ity tonga amin’ilay fiteny hoe « misy raha ‘la terre’ », satria jiolahy tafiditra ao anaty fefy saika hamaky (…)
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025
TARATRY ny KANTO
Hanomboka anio ny « Hadimiana Sandratra ». Tohin’ny fanamarihana ny « Iray volan’ny teny malagasy » izy ity, (…)
[Newsmada] - 10/06/2025
Police nationale : De nouvelles têtes au sein des 3 Commissariats Centraux de la Capitale
Une cérémonie de passation de commandement s’est déroulée le jeudi 05 juin au bureau de la Direction Régionale de la (…)
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025
« Shoot Out 3×3 » : Tompondaka U20 ny Mamba Girl sy ny ASMG
Tontosa ny faran’ny herinandro lasa teo, tany Antsirabe, ny fifaninanana “Shoot Out”, taranja basikety 3×3, andiany (…)
[Newsmada] - 5/06/2025
Hafatry ny faha-45 taona FFKM: “Aoka isika hanome haranjono fa tsy hanolotra trondro”
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy teny amin’ny FJKM Andrainarivo, ny alahady teo, ny faha-45 taona nijoroan’ny (…)
[Newsmada] - 3/06/2025