Nanao voyage d’études : Tovovavy mpianatry ny lycée namoy ny ainy
[Newsmada - Madagascar] - 10/06/2025
Tovovavy 17 taona tamin’ireo mpianatra avy etsy Sabotsy Namehana nikasa hanao voyage d’études, namoy ny ainy teny amin’ny lalam-pirenena faharoa, omaly. Nisy naratra ireo namany. Tra-doza ny fiara nitondra mpianatra ka niteraka fahafatesan’olona iray teny amin’ny RN2, PK 89 +500, teo amin’ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Rugby vehivavy – CAN 2025 : Nomontsanin’i Kenya ny Makis Ladies
Rendrika tanteraka ny Makis Ladies, nandritra ny andro voalohany niadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Can 2025), (…)
[Newsmada] - 10/06/2025
PoP MVola : Manakaiky ny mpanjifa hatrany
Feno dimy ny toerana Points of Presence (PoP) an’ny orinasa MVola, ka anisan’izany ny eny Analakely sy Sabotsy (…)
[Newsmada] - 18/06/2025
Federasionina malagasin’ny taekwondo : Filoha lefitra Rakotomanana Franck Tiana
Nanatanteraka hetsika fanomezana diplaoma ho an’ny taranja taekwondo WT, tetsy Mahamasina, ny zoma lasa teo, ny (…)
[Newsmada] - 17/06/2025
Fanendahana sy famakiana trano : Tovolahy fito voasambotry ny polisy
Tovolahy miisa fito voasambotry ny polisy avy amin’ny kaomisaria foibe Mahajanga tamin’ity herinandro ity. Tratra (…)
[Newsmada] - 13/06/2025
Vadintany : Miezaka mitsinjo ny maha olona
Nomarihina ny 12 jona teo, tao Toamasina, ny Andro maneran-tany ho an’ny vadintany. Nambaran’ny filohan’ny (…)
[Newsmada] - 19/06/2025