Faha-10 taonan’ny UPPM: Nomena ny mari-boninahitra ny mpaka sary
[Newsmada - Madagascar] - 10/06/2025
Nifarana ny sabotsy teo, ny fanamarihana ny faha-10 taonan’ny Union des photographes professionnels de Madagascar, na ny UPPM. Notontosaina ny sabotsy teo, tetsy amin’ny Radisson Blu, Tana Water Front ny lanonana nanamarihana izany, izay nanomezana ny mari-boninahitry ny kanto ireo mpaka sary (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
VAOVAO TAMBATRA
Miisa 2 ny angidimby hampiasaina hamonoana andiam-balala any amin’ny faritra Ihorombe sy Anosy. Andiam-balala (…)
[Newsmada] - 11/06/2025
Dissension entre institutions : Le PM dément avoir fait une déclaration
À peine deux jours après l’éclatement de la tension entre les membres du bureau permanent de la Commission (…)
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025
Kaominina Maromitety : Misendra olana mahakasika ny fambolena
Anisan’ny faritra mamokatra lavanila ny kaominina Maromitety. Misedra olana manoloana ny karazam-pambolena (…)
[Newsmada] - 11/06/2025