Rugby vehivavy – CAN 2025 : Nomontsanin’i Kenya ny Makis Ladies

[Newsmada - Madagascar] - 10/06/2025
Rendrika tanteraka ny Makis Ladies, nandritra ny andro voalohany niadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Can 2025), taranja rugby ho an’ olona 15 sokajy «performance». Fihaonana notanterahina ny sabotsy lasa teo, teny amin’ny kianja Andohatapenaka. Re­sin’ny Liona-n’i Kenya tamin’ ny isa mazava 28 (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Filoha Rajoelina Andry:”Mitaky fandavantena ny asa fampandrosoana”
Natomboka tamin’ny fomba ofisialy tamin’ny fananganan-tsaina ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantena sy ny (…)
[Newsmada] - 3/06/2025
CAFE AMBULANT
[Newsmada] - 7/06/2025
Ankirihiry avaratra P/elle 11/58 Toamasina : Jiolahy misandoka ho polisy saika hamaky fivarotana
Ity tonga amin’ilay fiteny hoe « misy raha ‘la terre’ », satria jiolahy tafiditra ao anaty fefy saika hamaky (…)
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025
Médecins de l’océan Indien: 89% des objectifs atteints à Vatomandry
Fidèle à ses principes de réaliser des missions médicales et pluridisciplinaires à Madagascar, l’ONG Médecins de (…)
[Newsmada] - 4/06/2025
AS Fanalamanga : Saisie de la FMF pour litige d’arbitrage
Une polémique secoue le football malgache après le quart de finale retour de la World Cola PFL 2024 entre l’AS (…)
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |