Madagascar Airlines : Azo atao ana habaka ny famandrihan-toerana
[Newsmada - Madagascar] - 16/06/2025
Mitondra fanavaozana amin’ireo tolotra ataony ny kaompania Madagascar Airlines. Ankehitriny, azo atao ana habaka ny famandrihana toerana. Mba hanakaikezana ny mpanjifa, natsangana ny tranokalan’ny orinasa: www.madagascarairlines.com. Vokatra azo tamin’ny fiaraha-miasa amin’ny Amadeus, mpisehatra (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Pr Rakotondrajao Fanja: hamelabelatra momba ny sikidy sy ny tontolony
Tsy zava-maizina fa misy fanazavana. Misy fifandraisany amin’ny matematika, mety tsy voarain’ny rehetra kanefa (…)
[Newsmada] - 24/06/2025
Concert de louange pour la Nation: chants de paix et d’amour résonnent à Mahamasina
Le stade Barea Mahamasina, s’est transformé en une gigantesque cathédrale à ciel ouvert hier, lors du concert de (…)
[Newsmada] - 23/06/2025
Toamasina: Notriarin-dramatoa zava-maranitra ny vadiny
Norasain-dramatoa tamin’ny zava-maranitra « lame » ny vadiny tao Ankirihiry, parisela 11/58, kaominina Toamasina, ny (…)
[Newsmada] - 17/06/2025
Fetim-pirenena fahiny : Nomen-danja ny kolontsaina malagasy
26 jona 1960, nanomboka teo ny lanonana ho famalifaliana ny Malagasy. Mbola ny vahiny no nandrindra ny hetsika (…)
[Newsmada] - 19/06/2025
Televiziona: ampiasaina ny angovo avy amin’ny masoandro
Miditra dingana vaovao ny orinasa StarTimes, mampiasa ny teknolojia niomerika, ahazoan’ny mpanjifa ny fandaharana (…)
[Newsmada] - 23/06/2025