Banky iraisam-pirenena: Mahantra ny olona miaina amina 3 dolara isan’andro

[Newsmada - Madagascar] - 16/06/2025
Voasokajy ho mahantra ny olona mivelona amina vola 3 dolara isan’andro, ho an’ireo firenena manana fidiram-bola ambany. Nahitam-panitsiana ny tondrom-pamaritana ny fahantrana, araka ny tatitra navoakan’ny Banky iraisam-pirenena. Ankehitriny, lasa 4,20 dolara ny vola iainan’ ireo mponina amina (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Nécrologie du 23 juin 2025
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 23 juin 2025 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 23/06/2025
Itaosy : Mpanafika taxi-moto ravan’ny zandary
Efa maty paika ny teti-dratsin’izy ireo, entina hanafihana ireo taxi-moto : ny iray mody manao mpandeha, ary ny roa (…)
[Midi Madagasikara] - 23/06/2025
Conflit israélo-iranien : « Pris au piège des missiles, j’ai vu la guerre de trop près » témoigne le journaliste de MIDI Madagasikara
Pris au piège par le déclenchement soudain du conflit entre Israël et l’Iran, notre journaliste Devaux livre un (…)
[Midi Madagasikara] - 24/06/2025
HJRA: nankaherezina ireo voapoizina
Tonga tetsy amin’ny HJRA, nanohana ireo olona narary vokatry ny famosaviana nandritra ny fety fankalazana (…)
[Newsmada] - 23/06/2025
Toamasina: Notriarin-dramatoa zava-maranitra ny vadiny
Norasain-dramatoa tamin’ny zava-maranitra « lame » ny vadiny tao Ankirihiry, parisela 11/58, kaominina Toamasina, ny (…)
[Newsmada] - 17/06/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |