Toamasina: Notriarin-dramatoa zava-maranitra ny vadiny
[Newsmada - Madagascar] - 17/06/2025
Norasain-dramatoa tamin’ny zava-maranitra « lame » ny vadiny tao Ankirihiry, parisela 11/58, kaominina Toamasina, ny 12 jona teo. Tsy nanana sigara ho fohana, nangataka tamin’ny ramatoa vadiny hitsoriaka hividy any an-tsenakely io lehilahy io. Nifanena tamin’ny namany anefa izy ka tafaraka (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Handball – Mada Jeunes : Nanao pao-droa ny HC Est Atsimo Andrefana
Tontosa ny sabotsy 9 aogositra lasa teo, tany Tsiroanomandidy, ny fifaninanam-pirenena ho an’ny sokajy zandriny, (…)
[Newsmada] - 12/08/2025
Tradition : Réanimer la sacralité de l’île Boraha
Restaurer la sacralité de l’île Sainte-Marie, ou Boraha, c’est l’objectif que se sont fixé des gardiens de la (…)
[Midi Madagasikara] - 13/08/2025
Trafic de tortues : Un réseau de braconniers démantelé à Tsihombe
Une opération conjointe menée le mardi 5 août 2025 a abouti à une saisie massive de tortues à Ambonaivo, dans la (…)
[Midi Madagasikara] - 14/08/2025
Nécrologie du 09 août 2025
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 09 août 2025 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 9/08/2025
« CJSOI » – Seychelles : Nahazo medaly 39 i Madagasikara
Afaka roa andro sisa, hifarana tanteraka ny lalaon’ny CJSOI atsy Seychelles. Manana medaly 39 i Madagasikara (…)
[Newsmada] - 7/08/2025