VAOVAO TAMBATRA
[Newsmada - Madagascar] - 18/06/2025
Notolorana mariboninahitra Commandeur de l’ordre national, ny Pr. Lily-Arison René de Roland, omaly. Natao izany noho ny nahazoany ny loka iraisam-pirenena Indianapolis 2025, vokatry ny fikarohana sy ny fiarovana ny karazan-javamananaina eto Madagasikara. Nisolo tena ny filoham-pirenena sy ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Handball – Mada Jeunes : Nanao pao-droa ny HC Est Atsimo Andrefana
Tontosa ny sabotsy 9 aogositra lasa teo, tany Tsiroanomandidy, ny fifaninanam-pirenena ho an’ny sokajy zandriny, (…)
[Newsmada] - 12/08/2025
«Marathon de Tana» : Hatao ny 12 oktobra izao
Anisan’ireo fifaninanana tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoanan’ny Federasionina malagasin’ny atletisma (FMA), (…)
[Newsmada] - 12/08/2025
Echecs Analamanga : Tsy maintsy hatao amin’ity taona ity ny fifidianana
Nanamafy ny tsy maintsy hanaovana ny fifidianana eo anivon’ny ligin’Analamanga, taranja Echecs, ny mpikambana eo (…)
[Newsmada] - 12/08/2025
Tsenam-paritra Sadc: Ifantohana ny vola sy ny fampiasam-bola
Misy ny fanomanana atao, mialoha ny Fihaonamben’ny Sadc, hatao ny 16 sy ny 17 aogositra ho avy izao. Tafiditra ao (…)
[Newsmada] - 13/08/2025
Boeny/Betsiboka : Nikaondoha niarahana amin’ny ady atao amin’ny tsy fandriam-pahalemana ireolehiben’ny zandary
Nikaondoha niarahana ireo lehiben’ny kaompanian’ny Zandarimariam-pirenena eto Maevatanàna sy Ambatoboeny, ary ireo (…)
[Midi Madagasikara] - 14/08/2025