“World Cup 3×3”: Miankina amin’ny mpilalao ny vokatra
[Newsmada - Madagascar] - 20/06/2025
Fifaninanana goavana no miandry ny ekipam-pirenena malagasy Ankoay lahy sy vavy, amin’io herinandro ho avy io. Hiatrika ny fiadiana ny amboara maneran-tany, taranja basikety lalaovin’olona telo i Madagasikara, ny 23 hatramin’ny 27 jona izao, any Mongolie. Nambaran’ny filohan’ny Federasionina (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Jamban’ny vola
Raha mandinika ny zava-misy ankehitriny dia tsy am-pihambahambana no ilazana fa fositra ny fitiavam-bola diso (…)
[Newsmada] - 6/08/2025
« Vako-Rock » : Andrasan’ny mpankafy ry Erick Tselatra
Nafana, saingy tsy feno ny fiarahana farany. Tsy afaka niaraka tamin’ireo namany ao amin’ny tarika Tselatra mantsy i (…)
[Newsmada] - 14/08/2025
Place aux choses sérieuses
Maintenant que le FBI mène l’enquête sur cette affaire des 5 Boeing 777, plongeant plus d’un dans la confusion et (…)
[Newsmada] - 7/08/2025
Toamasina : Construction de nouvelles résidences universitaires
Dans le cadre de la politique générale de l’État malgache visant à améliorer la qualité de l’enseignement supérieur, (…)
[Midi Madagasikara] - 11/08/2025
Filankevitry ny minisitry ny Sadc : Nandray ny fitantanana i Madagasikara
Kihon-dalana farany amin’ny fivoriana, ankoatra ny an’ny Troïka, mialoha ny fihaonana an-tampon’ny filoham-panjakana (…)
[Newsmada] - 13/08/2025