Rugby a 7, sokajy lehilahy: Hiady ny tapakilan’ny Mondial ny Makis
[Newsmada - Madagascar] - 20/06/2025
Nanainga omaly, hihazo an’i Maurice, hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika sy ny ady tapakila ho an’ny “Mondial 2026”, taranja rugby, lalaovin’olona 7, lehilahy, ny Makis de Madagascar. 13 ireo mpilalao hanao ka anisany ilay Malagasy mizaka ny zom-pirenena frantsay, i Hugo Manolo. (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Manjaka Tokana: nizara fanomezana ho an’ny ankizy
Telo sosona ny fanamarihana tamin’ity volana jona ity. Voalohany, ny fankalazana ny andro niverenan’ny (…)
[Newsmada] - 27/06/2025
Négociations sur les îles éparses: Madagascar pose certaines exigences
Les négociations sur les îles Eparses, sont loin d’être terminées. La commission mixte franco-malgache se donne (…)
[Newsmada] - 1er/07/2025
Nécrologie du 23 juin 2025
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 23 juin 2025 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 23/06/2025
Ravinala Airports Madagascar: l’artisanat malgache à l’honneur
L’exposition artisanale dans le Hall central de l’aéroport international d’Antananarivo, en partenariat avec (…)
[Newsmada] - 24/06/2025
Orange Madagascar: nizara mari-pankasitrahana miisa 143
Tontosa ny alatsinainy teo, teny Ivato, ny lanonam-pizarana mari-pankasitrahana ho an’ireo mpiasa miisa 145 avy (…)
[Newsmada] - 25/06/2025