Andiloava-Rn7 : Taksiaborosy nivadika, olona telo naratra mafy

[Midi Madagasikara - Madagascar] - 21/06/2025
Fiara mpanao zotra nasionaly “sprinter” inday no niharan-doza zoma 20 jona maraina teny amin’ny lalam-pirenena faha-7 (Rn7) tao Andiolava, Faritra Ihorombe. Arak any fantatra dia niala avy any Fianarantsoa hihazo an’i Toliara ity fiara ity izao tra-doza izao. Nandeha tamin’ny lalana mahitsy ary (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Lomano – Tompondakan’i Frantsa: Mifaninana any Montpellier i Eliot
Nanomboka ny 14 jona lasa teo ary hitohy hatramin’ny 19 jona izao ny fiadiana ny tompondakan’i Frantsa taranja (…)
[Newsmada] - 17/06/2025
Fampiroboroboana ny vakiboky : Nanome boky 490 baoritra i La Réunion
Ny boky loharanom-pahalalana. Ho fanohizana ny ezaka efa natomboka ela amin’ny fampiroboroboana ny vakiboky eto (…)
[Newsmada] - 19/06/2025
Madagascar Airlines : Azo atao ana habaka ny famandrihan-toerana
Mitondra fanavaozana amin’ireo tolotra ataony ny kaompania Madagascar Airlines. Ankehitriny, azo atao ana habaka ny (…)
[Newsmada] - 16/06/2025
Itaosy : Mpanafika taxi-moto ravan’ny zandary
Efa maty paika ny teti-dratsin’izy ireo, entina hanafihana ireo taxi-moto : ny iray mody manao mpandeha, ary ny roa (…)
[Midi Madagasikara] - 23/06/2025
Coupe du Monde des clubs : Les premiers qualifiés sont là !
Pas de surprise ni de précipitation à la coupe du monde des clubs qui se déroule aux États-Unis. Sans forcer, le (…)
[Midi Madagasikara] - 24/06/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |