Fenoarivobe : Lehilahy maty nototoin’ny omby
[Midi Madagasikara - Madagascar] - 21/06/2025
Rovitra ny ilan-kibony, rovitra ny foto-peny, feno maratra sy mangana ny vatany iray manontolo … vatana efa tsy misy aina intsony no novantanin’ireo mpamonjy sy ny mpitsabo. Tsy nisalasalàna fa nisy namono ity rangahy ity saingy tsy lavitra ny tompon’antoka : ilemainty ! Ilay omby fiompiny (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Guerre Iran-Israël : Vers la flambée du prix de pétrole, un cauchemar pour les économies fragiles
L’escalade du conflit entre Israël et l’Iran a déclenché une série de conséquences économiques majeures, (…)
[Midi Madagasikara] - 21/06/2025
Banky iraisam-pirenena: “Ilaina ny antoka ho an’ny mpampiasa vola”
Noraisin’ny minisitry ny Fitsarana, Rakotomandimby Benjamin Alexis, teny Faravohitra, omaly, ny solontena maharitry (…)
[Newsmada] - 24/06/2025
Itaosy : Mpanafika taxi-moto ravan’ny zandary
Efa maty paika ny teti-dratsin’izy ireo, entina hanafihana ireo taxi-moto : ny iray mody manao mpandeha, ary ny roa (…)
[Midi Madagasikara] - 23/06/2025
Razanamahefa Tiana Jinah : Maniry ny ho lasa mpilalao matihanina any ivelany
Nifarana ny alahady teo, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja Rugby. Anisan’ireo vehivavymalagasy (…)
[Newsmada] - 18/06/2025
Lomano – Tompondakan’i Frantsa: Mifaninana any Montpellier i Eliot
Nanomboka ny 14 jona lasa teo ary hitohy hatramin’ny 19 jona izao ny fiadiana ny tompondakan’i Frantsa taranja (…)
[Newsmada] - 17/06/2025