Nanavotra ny namany: lehilahy iray hita faty tao anaty ranon’Ikopa Tanjombato
[Newsmada - Madagascar] - 23/06/2025
Hita faty tao amin’ny ranon’Ikopa Tanjombato ny tovolahy iray, ny sabotsy teo. Nanavotra ny vehivavy iray voalaza fa latsaka tao anaty rano izy ka tsy tafaverina intsony. Lehilahy iray 21 taona hita faty tao anaty ranon’ Ikopa, tetsy Tanjombato, ny sabotsy tamin’ny 7 ora maraina teo. Tonga naka (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Empoisonnement à Ambohimalaza: un décès de plus et 18 victimes sous surveillance médicale
Une semaine après l’empoisonnement de masse survenu durant une fête d’anniversaire à Ambohimalaza, des victimes ne (…)
[Newsmada] - 23/06/2025
Ampefiloha : Vehivavy mpisoloky anaty taxibe voasambotra
Ela ny ela, hoy ny mpanara-baovao. Voasambotra tetsy Ampefiloha ilay ramatoa malaza ratsy amin’ny resaka fisolokiana (…)
[Midi Madagasikara] - 23/06/2025
Je « thème » moi non plus
« Izay lazainao no atao ». Contrairement au refrain du chant entonné hier par Pepe Shine, le « dress code » blanc, (…)
[Midi Madagasikara] - 23/06/2025
États-Unis : Forte implication indiquant un enjeu stratégique majeur
L’implication des États-Unis dans le conflit entre Israël et l’Iran est devenue une question déterminante pour la (…)
[Midi Madagasikara] - 21/06/2025
VAOVAO TAMBATRA
Notolorana mariboninahitra Commandeur de l’ordre national, ny Pr. Lily-Arison René de Roland, omaly. Natao izany (…)
[Newsmada] - 18/06/2025