Ampefiloha : Vehivavy mpisoloky anaty taxibe voasambotra
[Midi Madagasikara - Madagascar] - 23/06/2025
Ela ny ela, hoy ny mpanara-baovao. Voasambotra tetsy Ampefiloha ilay ramatoa malaza ratsy amin’ny resaka fisolokiana famerim-bola anaty taxibe, ny andron’ny sabotsy teo, araka ny fampitam-baovaon’ny pôlisy. Ny zava-nisy, raha ny vaovao hatrany dia nitranga savorovo tao anaty zotram-pitateraka (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Paikady fampandrosoana : Hazakazaka arahin-tosika amin’ny lafiny rehetra ny ao Toamasina
Ambetitenin’ny Filoham-pirenena ny tsy tokony hisian’ny faritra, disitrika ary kaominina ho hadino sy hilatsaka (…)
[Newsmada] - 17/06/2025
Concert de louange pour la Nation: chants de paix et d’amour résonnent à Mahamasina
Le stade Barea Mahamasina, s’est transformé en une gigantesque cathédrale à ciel ouvert hier, lors du concert de (…)
[Newsmada] - 23/06/2025
Tetikasa Tafa: Tosika ho an’ny fampananasa ny tanora
Antoka ho an’ny fampandrosoana ny firenena sy ny toekarena ny fisian’ny asa ho an’ny tanora. Antony nametrahana ny (…)
[Newsmada] - 20/06/2025
Conflit Iran-Israël : Origines et le déroulement de la guerre
Le conflit entre Israël et l’Iran, récemment intensifié par des frappes aériennes et de missiles, est le point (…)
[Midi Madagasikara] - 21/06/2025
Fifandraisan-davitra satelita: tafakatra 2 tapitrisa Ar ny famandrihana
Midangana ny saran’ny famandrihana apetraky ny orinasa fifandraisan-davitra avy amin’ny zanabolana iray. (…)
[Newsmada] - 23/06/2025