Tranga tetsy Ambohimalaz: tafakatra 25 ny maty, 22 manaraka fitsaboana
[Newsmada - Madagascar] - 25/06/2025
Niampy roa indray ny olona namoy ny ainy teo anivon’ny CHU-JRA Ampefiloha, omaly. Vokatry ny fanapoizinana ara-tsakafo nandritra ny fety teny Ambohimalaza, ny 14 jona lasa teo. Tafakatra 25, noho izany, ny isan’ireo namoy ny ainy hatramin’ny omaly. 22 ireo mbola manaraka fitsaboana. Tsy mbola (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Ibity: 40 ans d’une cimenterie emblématique de Madagascar
La cimenterie d’Ibity, nichée dans les hauteurs du Vakinankaratra, célèbre cette année ses 40 ans d’existence. (…)
[Newsmada] - 25/06/2025
Fifandraisan-davitra satelita: tafakatra 2 tapitrisa Ar ny famandrihana
Midangana ny saran’ny famandrihana apetraky ny orinasa fifandraisan-davitra avy amin’ny zanabolana iray. (…)
[Newsmada] - 23/06/2025
Ampefiloha : Vehivavy mpisoloky anaty taxibe voasambotra
Ela ny ela, hoy ny mpanara-baovao. Voasambotra tetsy Ampefiloha ilay ramatoa malaza ratsy amin’ny resaka fisolokiana (…)
[Midi Madagasikara] - 23/06/2025
Fiverenana amin’ny fototra: Lasa mpitsabo avokoa ny Malagasy
Marina, tsy mba nampiasa fanafody na ody nandalo labôratoara na toeram-panandramana ny Malagasy. Nahafehy tranga (…)
[Newsmada] - 19/06/2025
Journée internationale du sport : La 1re édition du Salon National des Sports, à l’honneur
Le Palais des Sports de Mahamasina accueillera la première édition du Salon National des Sports, un événement (…)
[Midi Madagasikara] - 24/06/2025