Fanatsarana ny fitaterana: hiara-hiasa i Madagasikara sy i Egypte
[Newsmada - Madagascar] - 25/06/2025
Liana hampiasa vola amin’ny fananganana fotodrafitrasam-pitaterana eto Madagasikara i Egypte. Hojerena manokana ireo soa fanararaotra hanatsarana ny fandraharahana sy ny tombontsoa ara-toekaren’ny firenena roa tonta. Vonona hiara-miasa sy hanohana an’i Madagasikara amin’ny fananganana (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Zava-baovao Hisy fitaterana teleferika sy an-dalamby
Nomarihin’ny filoha Rajoelina Andry, omaly, nandritra ny fandraisana ireo fiarabe mpitatitra vaovao teny amin’ny CCI (…)
[Newsmada] - 25/06/2025
Nanavotra ny namany: lehilahy iray hita faty tao anaty ranon’Ikopa Tanjombato
Hita faty tao amin’ny ranon’Ikopa Tanjombato ny tovolahy iray, ny sabotsy teo. Nanavotra ny vehivavy iray voalaza fa (…)
[Newsmada] - 23/06/2025
Religions : Laïcité de l’Etat et non de la Nation
« Heureuse la nation dont l’Eternel est le Dieu ». Des internautes en mal de buzz ont vite fait d’afficher sur le (…)
[Midi Madagasikara] - 24/06/2025
FANTINA sy FINTINA
Tokony hanontaniana ny hevitry ny vahoaka, araka ny hevitry ny depiote voafidy tamin’ny anaran’ny Firaisankina, (…)
[Newsmada] - 1er/07/2025
Faribolana Sandratra – Seho poetika: nampifamatotra aingam-panahy ny « Fanjohy »
Ny faran’ny herinandro teo, tao amin’ny Cercle Germano-Malagasy Analakely. Seho poetika « Fanjohy » niarahana (…)
[Newsmada] - 30/06/2025