Fanabeazana: manampy amin’ny fivelaran-tsain’ny ankizy ny Sary fetsy
[Newsmada - Madagascar] - 28/06/2025
Antoka ho an’ny fanatsarana sy hampandrosoana ny sehatry ny fanabeazana ny ankizy ny fananana fitaovana ahafahana manaitra ny sainy. Manampy azy hivelatra amin’ny lafiny maro samihafa ny Sary fetsy. Nivoitra izany nandritra ny fihaonana teo amin’ny Association Sœur Emmanuelle (Asmae) sy ireo (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Menabe Antimena : Toerana 4 nahitana doro ala
Nisy afo nirehitra tao anatin’ny Faritra Arovana Menabe Antimena (Apma), ny alatsinainy 4 aogositra 2025 teo. (…)
[Newsmada] - 11/08/2025
Akademia Malagasy Rugby: Hisy fiofanana arakasa ho an’ireo voafantina
Hanangana ivontoeram-piofanana Akademia Malagasy Rugby, ny Federasionina eto an-toerana. Hatao etsy amin’ny (…)
[Newsmada] - 9/08/2025
Morafenobe : Mivelona amin’ny jono an-tanety ny mponina
Lavitra sady saro-dalana ny any Ankilandilana, 70 km miala ny distrika Morafenobe, faritra Melaky. Na izany aza, (…)
[Newsmada] - 11/08/2025
Tsipy kanetibe – « Masters 2025 » : Nihemotra laharana fahatelo ny Malagasy
Raha laharana voalohany ny ekipa malagasy taorian’ny dingana fahatelo amin’ny fiadiana ny “Masters 2025”, taranja (…)
[Newsmada] - 7/08/2025
Asief 2025 – Filoha Jhone Love : Miantso fifandeferana sy fifanajana
Na misy aza ny olana, miezaka mitady vahaolana hatrany ny mpitantana. Efa miditra amin’ny dingana famaranana avokoa (…)
[Newsmada] - 9/08/2025