Tato anatin’ny enim-bolana voalohany: hita sahady ny fiantraikan’ny fanohanan’ny Base ny mponina
[Newsmada - Madagascar] - 28/06/2025
Maro sahady ny zava-bita, na tsy mbola miditra amin’ny lafiny fitrandrahana aza ny tetikasa Base. Tena nahitana taratra izany ny fiantraikan’ny tohana maro ho an’ny mponina. Mitondra tsirim-panantenana ho an’ny mponina ny fisian’ny orinasa Base Toliara. Miarina tsikelikely ny lafiny toekarena (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Manjakavaradrano/Mahatsinjo ambony : Fiara taksiborosy nivadika, mpandeha niisa telo naratra
Nisehoana lozam-pifamoivoizana indray teny amin’ny lalam-pirenena fahefatra PK 203+500 tany amin’ny manodidina ny (…)
[Midi Madagasikara] - 23/07/2025
Affaire Ambohimalaza : Fenohasina sous le coup d’une IST, sa mère placée en garde à vue
Après les deux décès de trop enregistrés en l’espace de 24 heures à l’HJRA et les témoignages poignants de leurs (…)
[Midi Madagasikara] - 21/07/2025
Tetezan’i Andranontsara RN5 : Efa misy andian’olona mangalatra sahady ireo bilao aminy
Vao haingana no niharan’ny firodanana ilay tetezana ao Andranontsara, lalam-pirenena faha-05 mihazo an’i Fenerivo (…)
[Midi Madagasikara] - 23/07/2025
Nécrologie du 24 juillet 2025
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 24 juillet 2025 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 24/07/2025
RSE : Nankalaza ny Mandela Day ny Airtel
Ankoatra ny maha orinasa ara-toekarena azy, manana andraikitra amin’ny asa sosialy eo amin’ny fiarahamonina (RSE) (…)
[Newsmada] - 21/07/2025