SOMBIM-BAOVAO
[Newsmada - Madagascar] - 1er/07/2025
Nahazo ny fankasitrahana « Fide Outstanding Contribution Award », avy amin’ny Federasionina iraisam-pirenen’ny taranja Echecs i Madagasikara. Vokatry ny fampiroboroboana sy fampivoarana ny taranja eto an-toerana sy eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena no anton’izany fankasitrahana (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Famatsiana: ampy tsara ny tahirin-tsolika
Tonga ara-potoana hatrany ny sambo mitatitra solika avy any ivelany mankaty Madagasikara. Tsy misy atahorana ny (…)
[Newsmada] - 27/06/2025
Entana hosoka miparitaka : Nidina an-tsehatra ny mpiaro ny zon’ny mpanjifa
Tena miparitaka etsy sy eroa tokoa ny entana hosoka. « Efa nahatratra izahay, na menaka izany na koa lafarina ary (…)
[Midi Madagasikara] - 1er/07/2025
« Festival des sports » : Klioba 30 avy ao Vakinankaratra nandray anjara
Notanterahina ny alahady 22 jona teo, tao amin’ny Kianja mitafo manara-penitra Vatofotsy, Antsirabe, ny andiany (…)
[Newsmada] - 1er/07/2025
Elections régionales: le Juriste Nicolas Julio A. interpelle le Premier ministre
Dans le respect de la Constitution et de la démocratie, le Juriste, Nicolas Julio Andrianantenaina, a adressé une (…)
[Newsmada] - 1er/07/2025
Ady amin’ny herisetra amin’ny ankizy: manana andraikitra ny ray aman-dreny sy ny fanjakana
Iharan’ny herisetra ny akamaroan’ny ankizy malagasy eto amin’ny firenena. Manana anjara andraikitra goavana amin’ny (…)
[Newsmada] - 25/06/2025