Tsy manaiky ny sata vaovao: Mikasa hitokona ny mpiasan’ny Jirama
[Newsmada - Madagascar] - 2/07/2025
Nanao fivoriambe ny vondrona sendika, ny Tambaben’ny mpiasan’ny Jirama (TMJ), omaly, teny Mandroseza. Maherin’ny 3 000 ireo nanatrika ny fotoana, nifototra tamin’ny sata vaovao hifehy ny orinasa ny lahadinika. Tsy eken’ny mpiasa ny sata vaovao hamadihana ny Jirama ho lasa Orinasa tsy anavahana (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Kaominina Fanandrana Toamasina faharoa : Mpifoka sy mpivarotra rongony tratra ambodiomby
Tsy mety mifarana mihintsy ity resaka rongony ao Toamasina faharoa ity, na efa manao ny ezaka rehetra ny zandary (…)
[Midi Madagasikara] - 1er/07/2025
Mama Germaine: nitranga avokoa ny faminaniana hitany
Efa hatramin’ny taona 1997 no efa nisy bitsika tonga taminy avy amin’ny mpahary ary naniraka azy mivady hiala ny (…)
[Newsmada] - 25/06/2025
Entana hosoka miparitaka : Nidina an-tsehatra ny mpiaro ny zon’ny mpanjifa
Tena miparitaka etsy sy eroa tokoa ny entana hosoka. « Efa nahatratra izahay, na menaka izany na koa lafarina ary (…)
[Midi Madagasikara] - 1er/07/2025
Finoana katolika Toamasina : Nisy nanafika ny “grand séminaire” eny Analamalotra
Nitrangan’ny fanafihana tamin’ny basy sy sabatra ny sekoly fanofanana relijioazy an’ny fiangonana katolika eto (…)
[Midi Madagasikara] - 27/06/2025
Fonja ben’Ambalatavoahangy Toamasina : Ankizilahy voafonja miisa dimy afaka CEPE…
Miezaka manarina ireo voafonja mbola azo arenina ireo mpandraharaha sy fonja sy ireo olom-panjakana eto Toamasina, (…)
[Midi Madagasikara] - 1er/07/2025