Raharaha vonoan’olona tao Vatomandry : Lehilahy iray voaheloka mandra-pahafaty

[Newsmada - Madagascar] - 3/07/2025
Notsaraina tao amin’ny efitrano fitsarana ambony, sampana ady heloka bevava, ny talata teo, ny antontan-taratasin’ady lah 61 – Toa / 25 mahakasika ny raharaha ady lova nitarika famonoan’olona, ny 04 febroary 2024, tao Bemasoandro,Vatomandry. Naharitra ora enina. Niantomboka tamin’ny 9 ora (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Faran’ny herinandro tsy niheren-doza : Nisesisesy ny lozam-pifamovoizana
Somary lavalava iny faran’ny herinandro teo iny … Betsabetsaka ihany koa ireo lozam-pifamoivoizana nitranga (…)
[Midi Madagasikara] - 18/08/2025
Menabe Antimena : Toerana 4 nahitana doro ala
Nisy afo nirehitra tao anatin’ny Faritra Arovana Menabe Antimena (Apma), ny alatsinainy 4 aogositra 2025 teo. (…)
[Newsmada] - 11/08/2025
Diosezy Fenoarivo Antsinanana : Tontosa ny famehatrahana ny Mgr Marek Ochlak, Eveka vaovao
Tontosa, omaly, tao amin’ny kianja manara-penitra fanaovana baolina kitra Sahavola, ny fametrahana amin’ny fomba (…)
[Newsmada] - 11/08/2025
VAOVAO TAMBATRA
Hatao ny 14 aogositra ho avy izao ny famelabelaran-kevitra, eny amin’ny efitrano Grand Amphi Fac EGS Ankatso. (…)
[Newsmada] - 11/08/2025
« Vako-Rock » : Andrasan’ny mpankafy ry Erick Tselatra
Nafana, saingy tsy feno ny fiarahana farany. Tsy afaka niaraka tamin’ireo namany ao amin’ny tarika Tselatra mantsy i (…)
[Newsmada] - 14/08/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |