Kung Fu- Ligin’i Sava: Voafidy ho filoha ny Maître Daniel
[Newsmada - Madagascar] - 4/07/2025
Nitombo iray indray ny ligy eo anivon’ny Federasionina malagasin’ny Kung fu. Nahavita fifidianana ny 30 jona lasa teo ny ligin’i Sava. Lany ho filoha hitantana mandritra ny 4 taona manaraka ny Maître Daniel. Nanara-dalàna tsara ny fifidianana, raha ny tatitra. Natrehin’ny solontenan’ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Rugby – Mamy Herilala Ranaivoarison : « Je veux devenir un joueur professionnel »
À seulement 20 ans, Ranaivoarison Mamy Herilala, surnommé « Laou », trace déjà un parcours prometteur dans le monde (…)
[Midi Madagasikara] - 27/06/2025
Eco brèves
D’après le ministère du Tourisme et de l’artisanat (MTA), Madagascar doit disposer de 11.500 chambres en vue de (…)
[Newsmada] - 4/07/2025
Mandoto : Dahalo raindahiny maty voatifitra
Ny herinandro teo, nitombo iray indray ireo olon-dratsy nahazo tapakila ho any amin’ny varo-tsy mifody. Tany (…)
[Midi Madagasikara] - 1er/07/2025
Orange Madagascar: nizara mari-pankasitrahana miisa 143
Tontosa ny alatsinainy teo, teny Ivato, ny lanonam-pizarana mari-pankasitrahana ho an’ireo mpiasa miisa 145 avy (…)
[Newsmada] - 25/06/2025