Sombim-baovao
[Newsmada - Madagascar] - 4/07/2025
Nahemotra amin’ny 14 hatramin’ny 20 jolay izao, ao amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny « Jamborées Minibasket ». Hetsika karakarain’ny kaomisionin’ny Minibasket eo anivon’ny Federasionina malagasin’ny basikety. Natokana ho an’ny katitakely tia sy milalao basikety izy ity. Efa nifarana ny 2 jolay (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Fanatsarana ny fitaterana: hiara-hiasa i Madagasikara sy i Egypte
Liana hampiasa vola amin’ny fananganana fotodrafitrasam-pitaterana eto Madagasikara i Egypte. Hojerena manokana ireo (…)
[Newsmada] - 25/06/2025
Fernand Cello : Didim-pitsaràna anio
Anio no hivoaka ny didim-pitsaràna izay nanenjehan’ny tale jeneralin’ny sekoly manofana ho mpandraharahan’ny fonja (…)
[Midi Madagasikara] - 1er/07/2025
Ady amin’ny herisetra amin’ny ankizy: manana andraikitra ny ray aman-dreny sy ny fanjakana
Iharan’ny herisetra ny akamaroan’ny ankizy malagasy eto amin’ny firenena. Manana anjara andraikitra goavana amin’ny (…)
[Newsmada] - 25/06/2025
Raharaha vonoan’olona tao Vatomandry : Lehilahy iray voaheloka mandra-pahafaty
Notsaraina tao amin’ny efitrano fitsarana ambony, sampana ady heloka bevava, ny talata teo, ny (…)
[Newsmada] - 3/07/2025
Mandoto : Dahalo raindahiny maty voatifitra
Ny herinandro teo, nitombo iray indray ireo olon-dratsy nahazo tapakila ho any amin’ny varo-tsy mifody. Tany (…)
[Midi Madagasikara] - 1er/07/2025