Fampivondronana ny ankizy: Homanina dieny izao ny hoavin’ny taranja Karate

[Newsmada - Madagascar] - 5/07/2025
Nanomboka ny 3 jolay lasa teo, teny amin’ny ANS Ampefiloha, ary hifarana ny alahady izao, ny fampivondronana ireo ankizy latsaky ny 14 taona, taranja karate. Tanjona amin’izany ny hanomanana sahady ny hoavin’ny taranja karate, araka ny nambaran’ny filohan’ny Federasionina ny Karate-do Malagasy, (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Zaikaben’ny tanora afrikanina : Ho fanoitran’ny fampandrosoana
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy omaly zoma, teny amin’ny foibe toeran’ny tanora eny Ankorondrano, ny zaikabe (…)
[Newsmada] - 16/08/2025
Mahajanga : Tafaverina amin’ny lazany ny « Star Tour »
5 taona no tsy nisy ny hetsika. Avy hatrany dia fahombiazana noho ny taloha kosa ny fiverenany, raha notarafina (…)
[Newsmada] - 18/08/2025
Fotoam-pialantsasatra 2025: Omena endrika vaovao handraisana mpizahatany i Toamasina
Ao anatin’ny vanim-potoana fialantsasatra tanteraka isika izao. Maro ny fitsidihana ataon’ireo mpi­­zahatany, vahiny (…)
[Newsmada] - 13/08/2025
Dialogue stratégique : Madagascar accueille le forum SADC–États-Unis
Le centre de conférences d’Ivato accueille aujourd’hui mercredi 13 août 2025 un forum entre les hauts responsables (…)
[Midi Madagasikara] - 13/08/2025
Météo : Baisse des températures sur la côte Est
La semaine s’ouvre sur une fraîcheur inhabituelle pour les habitants de la côte Est. Selon les prévisions de Météo (…)
[Midi Madagasikara] - 19/08/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |