Kianja Malacam : Haharitra iray volana ny fitsarana miaramila
[Newsmada - Madagascar] - 5/07/2025
Hanomboka anio, hifarana ny 3 aogositra 2025, ny tetiandro fitsarana miaramila ho an’ny taona 2025, ho an’ny eto Antananarivo. Ao amin’ny Kianja Malacam Antanimena no hanaovana izany manomboka amin’ny 8 ora maraina ka hatramin’ny 4 ora hariva. Araka ny fanazavan’ny tomponandraikitra eo anivon’ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Fampivondronana ny ankizy: Homanina dieny izao ny hoavin’ny taranja Karate
Nanomboka ny 3 jolay lasa teo, teny amin’ny ANS Ampefiloha, ary hifarana ny alahady izao, ny fampivondronana ireo (…)
[Newsmada] - 5/07/2025
Hivalona ny volana jona: tsy mahita mangirana ny teny malagasy
Sehatra vitsy kanefa mafonja. Eo amin’ny tontolon’ny fifandraisana sy ny teknôlôjia. Mbola fanjakan’ny teny malagasy (…)
[Newsmada] - 27/06/2025
Célébration du 26 juin : Une grande fête populaire
Le gouvernement a promis de faire en ce 26 juin 2025 un évènement qui restera gravé dans les mémoires avec une (…)
[Midi Madagasikara] - 27/06/2025
Sombim-baovao
Nahemotra amin’ny 14 hatramin’ny 20 jolay izao, ao amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny « Jamborées Minibasket ». (…)
[Newsmada] - 4/07/2025
Judo – Open de Pretoria : Madagascar fait une véritable razzia de médailles
Les judokas malgaches ont brillé de mille feux sur les tatamis de Pretoria, en Afrique du Sud, lors du week-end de (…)
[Midi Madagasikara] - 30/06/2025