VAOVAO TAMBATRA
[Newsmada - Madagascar] - 9/07/2025
Misanda 5 125 Ar ny 1 euro, omaly 8 jolay, araka ny fampahalalam-baovao avy amin’ny Banky foiben’i Madagasikara (BFM). Nisy fihenany io lanjany io raha oharina ny 7 jolay, izay 5 147 Ar. Nitombo kosa ny lanjan’ny dolara, satria 4 409 Ar ny 1 dolara raha 4 407, ny 7 jolay. Ampiasaina hividianana (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Entana hosoka miparitaka : Nidina an-tsehatra ny mpiaro ny zon’ny mpanjifa
Tena miparitaka etsy sy eroa tokoa ny entana hosoka. « Efa nahatratra izahay, na menaka izany na koa lafarina ary (…)
[Midi Madagasikara] - 1er/07/2025
Mananara avaratra mpanao « cash point » voatafika : Naratra mafy tamin’ny lohany ilay mpikirakira vola…
Efa mihitatra mianavaratry Toamasina indray izao ny fanafihana mpitam-piadiana amin’ny vaky trano ity amin’izao (…)
[Midi Madagasikara] - 8/07/2025
Toekarena iraisam-pirenena: Maivana ny entana avy aty Afrika
Madagasikara, ao anatin’ny toekarena mihodina amin’ny alalan’ny fanafarana sy fanondranana, saingy hita fa (…)
[Newsmada] - 1er/07/2025
Dr Marie Michelle Sahondrarimalala : « Tolérance zéro pour ceux qui divulguent, vendent et achètent des sujets d’examen »
Après les épreuves du CEPE et du BEPC, les élèves et les autorités éducatives entrent dans la dernière ligne droite (…)
[Midi Madagasikara] - 8/07/2025
Famonoana an’i Emma Jeannine : Miteraka resa-be ny didim-pitsaràna
Voaheloka higadra mandra-pahafaty i Nono, ilay tompon’antoka mivantana tamin’ny famonoana an’i Emma Jeannine. (…)
[Midi Madagasikara] - 9/07/2025