Korontana amin’ny baolina kitra : “Ny mpikamban’ny FMF no fototry ny olana”, hoy i Tôta

[Newsmada - Madagascar] - 9/07/2025
Namaky bantsilana ny tsy fetezana eo amin’ny fitantanana ny fifaninanam-pirenena amin’ny baolina kitra amin’izao fotoana izao, Rakotoarimanana Henintsoa (Tôta), filohan’ny Club des Elites de Football Madagascar (CFEM). Misy mitsabaka andraikitra ireo mpitantana eo anivon’ny federasionina (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

“Afrobasket 2025” : Hitondra ny Ankoay i John Douanglin sy i Ndranto
Afaka iray volana, hanomboka ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, “Afrobasket 2025”, any Angola. Araka ny (…)
[Newsmada] - 8/07/2025
Asan-jiolahy tao Toamasina : Votsotra ireo zandary sy ny namany voarohirohy
Niakatra fitsarana tao Toamasina ireo olona fito voarohirohy tamin’ny raharaha asan-jiolahy ny taona 2024. (…)
[Newsmada] - 3/07/2025
AVCOI à Antananarivo: ensemble pour trouver une solution conjointe
Antananarivo a l’honneur d’abriter jusqu’à demain la réunion annuelle de l’Association des villes et collectivités (…)
[Newsmada] - 9/07/2025
Ministère de la Justice : Un Procureur et une juge d’instruction suspendus de leurs fonctions au TPI
La lutte contre la corruption est la mission principale de la Chancellerie à Faravohitra aux fins d’assainir le (…)
[Midi Madagasikara] - 1er/07/2025
VAOVAO TAMBATRA
Miisa 6 ny andiam-balala novonoina tany amin’ny kaominina Tanamary Bekisopa, distrika Ikalamavony sy Antsoha, (…)
[Newsmada] - 2/07/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |