« Mondial La Marseillaise à Pétanque » : Tompondaka ny ekipa voafantin’ny Malagasy

[Newsmada - Madagascar] - 10/07/2025
Nahazo ny laharana voalohany ! Voahosotra ho tompondaka, ny fifaninanana tsipy kanetibe, “Mondial La Mar­seil­laise à Pétanque”, izay natao tany France, ny ekipa malagasy misy an-dry Rako­toarisoa Yves Sédrick sy Raza­nadr­a­koto Tiana Laurens ary Rako­toarisoa Lova. Lavon’izy ireo tamin’ny isa, (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Basikety-Mada U16: Fantatra ireo hiatrika ny ampahavalon-dalana
Hiditra amin’ny ampahavalon-dalana anio, any Toamasina, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja basikety, (…)
[Newsmada] - 10/07/2025
INDRAY MIJERY
tao . Nisy ny fanomezana fiofanana maimaimpoana ho an’ny tanora sy ny mponina ahafahan’izy ireo manana asa (…)
[Newsmada] - 7/07/2025
VAOVAO TAMBATRA
Misanda 5 125 Ar ny 1 euro, omaly 8 jolay, araka ny fampahalalam-baovao avy amin’ny Banky foiben’i Madagasikara (…)
[Newsmada] - 9/07/2025
SOMBIM-BAOVAO
Nifarana teo amin’ny dingana ampahefa- dalana ny lalan’ny Ankoay, nandritra ny fifaninanana Run Bal, taranja (…)
[Newsmada] - 8/07/2025
Fampivondronana ny ankizy: Homanina dieny izao ny hoavin’ny taranja Karate
Nanomboka ny 3 jolay lasa teo, teny amin’ny ANS Ampefiloha, ary hifarana ny alahady izao, ny fampivondronana ireo (…)
[Newsmada] - 5/07/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |