SOMBIM-BAOVAO

[Newsmada - Madagascar] - 10/07/2025
Hotontosaina ny 2 hatramin’ny 9 aogositra izao any Toamasina, ny fiadiana ny amboaran’i Mada­gasikara, taranja Volley ball, sokajy latsaky ny 16 taona sy latsaky ny 23 taona lahy sy vavy. Ao amin’ny Arena Sport Toamasina no hanaovana ny fifaninanana. Ho feno tanteraka ny fandaharam-potoana (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Financement du développement : Plus de 800 millions de dollars de projets ratifiés par le Parlement
Record. Le ministère de l’Economie et des Finances a présenté, pour ratification devant les deux chambres du (…)
[Midi Madagasikara] - 9/07/2025
Talatamaty : Mpivarotra basy tra-tehaky ny zandary
Basy poleta marika Pietro Beretta 7,65mm, niaraka tamin’ny bala no saika hamidin’ireto olona ireto. Mazava ho azy, (…)
[Midi Madagasikara] - 9/07/2025
Mananara avaratra mpanao « cash point » voatafika : Naratra mafy tamin’ny lohany ilay mpikirakira vola…
Efa mihitatra mianavaratry Toamasina indray izao ny fanafihana mpitam-piadiana amin’ny vaky trano ity amin’izao (…)
[Midi Madagasikara] - 8/07/2025
Savorovoro Mama FC – Elgeco Plus : Mandiso ny vaovao miely anaty tambajotra ny filohan’ny FMF
Miparitaka ao anaty tambajotran-tserasera ny lahatsoratra an-gazetin’ny Sport News Africa, omaly, fa naneho (…)
[Newsmada] - 1er/07/2025
SOMBIM-BAOVAO
Tsy ao anatin’ny lisitry ny Ankoay, miatrika ny fampivondronana hiatrehana ny Afrobasket 2025, i Jerry sy i Donovan (…)
[Newsmada] - 9/07/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |