TSELATRA
[Newsmada - Madagascar] - 11/07/2025
Tonga teny amin’ny fitsarana Anosy, omaly maraina, ny fianakavian’ireo tanora namoy ny ainy vokatry ny fanapozinana ara-tsakafo teny Ambohimalaza ny 14 jona lasa teo. Mitaky ny hamoahana ny marina momba io raharaha io izy ireo. Miantso ny fianakavian’ireo niharam-boina rehetra ihany koa hanao (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Narahin’ny olon-dratsy efa-dahy : Lehilahy voatsatok’antsy teo amin’ny tavany
Naratra mafy voan’ny antsy nataon’ny olon-dratsy miisa efatra ny raim-pianakaviana iray tao Analatsiandry, kaominina (…)
[Newsmada] - 11/07/2025
Mananara avaratra mpanao « cash point » voatafika : Naratra mafy tamin’ny lohany ilay mpikirakira vola…
Efa mihitatra mianavaratry Toamasina indray izao ny fanafihana mpitam-piadiana amin’ny vaky trano ity amin’izao (…)
[Midi Madagasikara] - 8/07/2025
Orange Madagascar sy ny Samsung : Miara-miasa ho fanohanana ny lafiny niomerika
Notontosaina ny 1 jolay teo, tao amin’ny Orange Digital Center, ny fanaovana sonia fanamafisana fiaraha-miasa (…)
[Newsmada] - 4/07/2025
Toliara : Fiaraha-mientan’ny Base sy ny mponina
Nasehon’ny mponina any amin’ny kaominina Belalanda, Maromiandra, Tsianisiha, Ankilimaliniky ary ny kaominina Toliara (…)
[Newsmada] - 2/07/2025
Andonaka Ambalavao: Nahavokatra mangahazo 200 taonina ny fonja
Miara-miasa ny minisiteran’ny Fitsarana (Minjus) sy ny Sekreteram-panjakana misahana ny fahaleovantena ara-tsakafo (…)
[Newsmada] - 7/07/2025