Fampanofàna fiara : Lasa feno mpisoloky milaza ho « agence »
[Midi Madagasikara - Madagascar] - 11/07/2025
Ao ny milaza ho birao misahana amin’ny fizahan-tany (agence de voyage) ka tafiditra ao anatin’ny tolotra ny fitarerana. Ireny indray avy eo no manofa fiara amin’ny olona. Ao koa ireo misandoka ho « agence » tsotra izao fotsiny kanefa mpanera rehefa tena zohina. Mazava ho azy fa maka vola mialoha (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Fenoarivo : Mpanao menamahazo voasambotra
Lehilahy iray, mpanao irony kilalao karatra antsoina hoe « menamahazo » irony no nosamborin’ny zandary, omaly tetsy (…)
[Midi Madagasikara] - 11/07/2025
Mananara avaratra mpanao « cash point » voatafika : Naratra mafy tamin’ny lohany ilay mpikirakira vola…
Efa mihitatra mianavaratry Toamasina indray izao ny fanafihana mpitam-piadiana amin’ny vaky trano ity amin’izao (…)
[Midi Madagasikara] - 8/07/2025
Football – Gothia Cup : Dream Team Foot Mada s’envole pour la Suède
La 50e édition de la Gothia Cup, prestigieux tournoi international de football, accueillera une délégation malgache (…)
[Midi Madagasikara] - 9/07/2025
Toliara : Fiaraha-mientan’ny Base sy ny mponina
Nasehon’ny mponina any amin’ny kaominina Belalanda, Maromiandra, Tsianisiha, Ankilimaliniky ary ny kaominina Toliara (…)
[Newsmada] - 2/07/2025
Khat : La boutique verte envahit la pointe du pays
À la Gare routière, au marché, dans les tuk-tuk, la population de la partie nord de Madagascar a toujours la joue (…)
[Midi Madagasikara] - 9/07/2025