EDBM-MDE : Tohanana ny vehivavy mpandraharaha
[Newsmada - Madagascar] - 11/07/2025
Mpandraharaha tanora maherin’ny 600 no hahazo fiofanana amin’ny alalan’ny “masterclass” sy fianarak’asa, hanamafisana ny tetikasany. Izany no vokatry ny fiaraha-miasa eo amin’ny Economic Development Board of Madagascar (EDBM) sy ny Maison de l’Entrepreneuriat (MDE), izay vita sonia ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Mpizahatany 1 tapitrisa: Marolafy ny fiomanana amin’ny fotodrafitrasa
Vina lavitr’ezaky ny fitondram-panjakana ny hisarihana mpizahatany miisa 1 tapitrisa amin’ny taona 2028. Notsipihin’ (…)
[Newsmada] - 9/07/2025
Tsipy kanetibe, sokajy vehivavy : Fantatra ireo efatra hiatrika ny “Mondial 2025”
Nivoaka tamin’ny fomba ofisialy, omaly, ny anaran’ireo vehivavy mpilalao tsipy kanetibe hiatrika ny fiadiana ny ho (…)
[Newsmada] - 8/07/2025
VAOVAO TAMBATRA
Misanda 5 125 Ar ny 1 euro, omaly 8 jolay, araka ny fampahalalam-baovao avy amin’ny Banky foiben’i Madagasikara (…)
[Newsmada] - 9/07/2025
VAOVAO TAMBATRA
Miverina amin’ny laoniny tsikelikely ny famatsian-tsolika eto Antananarivo sy ny manodidina. Efa hita eny amin’ny (…)
[Newsmada] - 7/07/2025
Mama FC sy ny Elgeco Plus: Nasehon’ny filohan’ny FMF fa mampihavana ny baolina kitra
Manoloana ny resaka mandeha amin’izao fotoana, nanao fampihavanana sy nampanjaka ny resaka « Fair-play », teo (…)
[Newsmada] - 4/07/2025