Orinasa Star : 1,5 miliara Ar isan-taona hanofanana ny mpiasa

[Newsmada - Madagascar] - 11/07/2025
Manome lanja ny fanofanana ny mpiasa ny orinasa Star. Mahatratra 1,5 miliara Ar isan-taona ny natokana hamolavolana ny mpiasa mivantana maherin’ny 1 700. Satria, ilaina ny fanamafisana ny traikefan’izy ireo, mba hifanaraka amin’ny filan’ny tsena sy ny kalitaon’ny asa. Manodidina ny 20 000 ora (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

VAOVAO TAMBATRA
Miverina amin’ny laoniny tsikelikely ny famatsian-tsolika eto Antananarivo sy ny manodidina. Efa hita eny amin’ny (…)
[Newsmada] - 7/07/2025
VAOVAO TAMBATRA
Miisa 6 ny andiam-balala novonoina tany amin’ny kaominina Tanamary Bekisopa, distrika Ikalamavony sy Antsoha, (…)
[Newsmada] - 2/07/2025
Tsipy kanetibe, sokajy vehivavy : Fantatra ireo efatra hiatrika ny “Mondial 2025”
Nivoaka tamin’ny fomba ofisialy, omaly, ny anaran’ireo vehivavy mpilalao tsipy kanetibe hiatrika ny fiadiana ny ho (…)
[Newsmada] - 8/07/2025
ONG Ketsa: Nandray an-tanana ankizy sahirana 300 isa, efa tafita ny 100 tamin’izany
Manampy ny ankizy sy fianakaviana sahirana ara-pivelomana sy misedra olana eo amin’ny ankohonana ny ivontoerana sy (…)
[Newsmada] - 2/07/2025
Vondron’olona Ifotony : DIANA, la première région à marquer le coup
La Journée régionale des communautés de base gestionnaire des ressources naturelles renouvelables a été célébrée à (…)
[Midi Madagasikara] - 8/07/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |