Teknolojia avo lenta: Tonga eto amintsika ny fitaovana ERBA

[Newsmada - Madagascar] - 12/07/2025
Miroborobo ny fampiasana ny teknolojia niomerika amin’ny sehatry ny fitsaboana. Tonga eto Madagasikara ny orinasa Proximed LTD sy ny ERBA, manana ny foibeny atsy amin’ny Nosy Maorisy. Tanteraka izany, vokatry ny fiaraha-miasa eo amin’ny fanjakana sy ny sehatra tsy miankina. Natolotra ny 10 sy ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

INDRAY MIJERY
tao . Nisy ny fanomezana fiofanana maimaimpoana ho an’ny tanora sy ny mponina ahafahan’izy ireo manana asa (…)
[Newsmada] - 7/07/2025
Kianja Malacam : Haharitra iray volana ny fitsarana miaramila
Hanomboka anio, hifarana ny 3 aogositra 2025, ny tetiandro fitsarana miaramila ho an’ny taona 2025, ho an’ny eto (…)
[Newsmada] - 5/07/2025
“Afrobasket 2025” : Hitondra ny Ankoay i John Douanglin sy i Ndranto
Afaka iray volana, hanomboka ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, “Afrobasket 2025”, any Angola. Araka ny (…)
[Newsmada] - 8/07/2025
Fitsarana Toamasina voalohany : Namory ireo OPJ rehetra ny tonia mpampanoa lalana
Tahaky ny isan-taona dia mampiantso ireo rafitra mandrafitra ny OPJ, “sampana mpanao fanadidiana eo anivon’ny (…)
[Midi Madagasikara] - 8/07/2025
Mananara avaratra mpanao « cash point » voatafika : Naratra mafy tamin’ny lohany ilay mpikirakira vola…
Efa mihitatra mianavaratry Toamasina indray izao ny fanafihana mpitam-piadiana amin’ny vaky trano ity amin’izao (…)
[Midi Madagasikara] - 8/07/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |